John 9:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny Fariseo sasany: Tsy avy amin’Andriamanitra izany lehilahy izany satria tsy mitandrina ny Sabata Izy. Hoy ny sasany: Hataon’ny lehilahy mpanota ahoana no fahay manao fahagagana toy izany? Dia nisara-tsaina izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany ny sasany tamin’ny Farisianina nanao hoe: «Tsy Andriamanitra no niavian’izany Lehilahy izany, fa tsy mitandrina ny sabata Izy.» Fa ny sasany kosa nanao hoe: «Hataon’ny mpanota ahoana no fahavita fahagagana toy izany?» Koa nisara-kevitra izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny sasany tamin’ireo Farisianina dia nanao hoe: –Tsy avy amin’Andriamanitra izany Lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny fepetra momba ny sabata! Ny sasany kosa nanao hoe: –Fomba ahoana moa no ahafahan’olona mpanota manao famantarana toy ireny? Dia nisara-tsaina ry zareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny Fariseo sasany: Tsy avy amin'Andriamanitra izany Lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny Sabata Izy. Hoy ny sasany: Hataon'ny lehilahy mpanota ahoana no fahay manao fahagagana toy izany? Dia nisara-tsaina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny Fariseo sasany: Tsy avy amin’Andriamanitra izany lehilahy izany satria tsy mitandrina ny Sabata Izy. Hoy ny sasany: Hataon’ny lehilahy mpanota ahoana no fahay manao fahagagana toy izany? Dia nisara-tsaina izy ireo.
malagasy