John 9:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy indray izy tamin’ilay jamba: Inona no ilazanao ilay nampahiratra ny masonao? Dia hoy izy: Mpaminany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy indray izy ireo tamin’ilay jamba: «Mba ahoana kosa no filazanao azy, fa nampahiratra ny masonao Izy?» Ka hoy ralehilahy: «Mpaminany Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray ireto Farisianina tamin’ilay jamba: –Ianao kosa, ahoana no mba ilazanao Azy, raha nampahiratra ny masonao Izy? Ka novaliany hoe: – Mpaminany Izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy indray izy tamin'ilay jamba: Ahoana no ilazanao Azy, fa nampahiratra ny masonao Izy? Dia hoy izy: Mpaminany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy indray izy tamin’ilay jamba: Inona no ilazanao ilay nampahiratra ny masonao? Dia hoy izy: Mpaminany Izy.
malagasy
Ary hoy indray izy tamin'ilay jamba: Ahoana no ilazanao Azy, fa nampahiratra ny masonao Izy? Dia hoy izy: Mpaminany Izy.