John 9:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Jiosy dia tsy nino azy ho jamba nahiratra, raha tsy niantso ny ray aman-drenin’ilay nahiratra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tsy nety nino ny Jody fa jamba sy vao nahiratra izy, ka nampiantsoiny aloha ny ray aman-drenin’ity nahiratra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny manampahefana jiosy dia tsy nino hoe jamba taloha ralehilahy ka nahiratra, ambara-piantson-dry zareo ny ray aman-dreniny
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany ny Jiosy tsy nino azy ho efa jamba ka nahiratra, ambara-piantsony ny ray aman-drenin'ilay nahiratra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Jiosy* dia tsy nino azy ho jamba nahiratra, raha tsy niantso ny ray aman-drenin’ilay nahiratra
malagasy
Ary amin'izany ny Jiosy tsy nino azy ho efa jamba ka nahiratra, ambara-piantsony ny ray aman-drenin'ilay nahiratra