John 9:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nanontaniany hoe: Zanakareo moa ity, izay lazainareo hoe teraka jamba? Koa nanao ahoana ary no nahiratany izao indray?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy nanontaniany hoe: «Ity va no zanakareo izay lazainareo hoe teraka jamba? Ka nanao ahoana àry no nahiratany izao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanontaniany hoe: –Ralehilahy io ve no zanakareo izay lazainareo fa teraka jamba? Fomba ahoana àry no nahiratany ankehitriny?
Malagasy Bible 1865
ka nanontaniany hoe: Zanakareo moa ity, izay lazainareo fa teraka jamba? Koa nanao ahoana ary no nahiratany izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nanontaniany hoe: Zanakareo moa ity, izay lazainareo hoe teraka jamba? Koa nanao ahoana ary no nahiratany izao indray?
malagasy
ka nanontaniany hoe: Zanakareo moa ity, izay lazainareo fa teraka jamba? Koa nanao ahoana ary no nahiratany izao?