John 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanontany Azy ny mpianany hoe: Raby ô, iza moa no nanota, io lehilahy io va sa ny ray aman-dreniny, no dia teraka jamba izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy ny mpianany nanontany Azy: «Raby, iza moa no nanota, io lehilahy io, sa ny rainy aman-dreniny, no teraka jamba izy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany an’i Jesoa ny mpianany nanao hoe: –Mpampianatra ô, iza moa no nanota, ralehilahy io sa ny ray aman-dreniny, no dia teraka jamba izy?
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpianany nanontany Azy hoe: Raby ô, iza moa no nanota, io lehilahy io va, sa ny ray aman-dreniny, no dia teraka jamba izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanontany Azy ny mpianany hoe: Raby ô, iza moa no nanota, io lehilahy io va sa ny ray aman-dreniny, no dia teraka jamba izy?
malagasy
Ary ny mpianany nanontany Azy hoe: Raby ô, iza moa no nanota, io lehilahy io va, sa ny ray aman-dreniny, no dia teraka jamba izy?