John 9:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny navalin’ireto ray aman-dreniny hoe: Fantatray fa zanakay ity sady teraka jamba;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly ny ray aman-dreniny ka nanao hoe: «Fantatray fa zanakay io sady teraka jamba;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia izao no navalin’ny ray aman-dreniny: –Fantatray fa izy io dia zanakay sady teraka jamba;
Malagasy Bible 1865
Ny ray aman-dreniny namaly ka nanao hoe: Fantatray fa zanakay ity sady teraka jamba;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny navalin’ireto ray aman-dreniny hoe: Fantatray fa zanakay ity sady teraka jamba;
malagasy
Ny ray aman-dreniny namaly ka nanao hoe: Fantatray fa zanakay ity sady teraka jamba;