John 9:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tsy fantatray izay fomba nahiratany toy izao; ary tsy fantatray izay olona nampahiratra ny masony; izy ihany no anontanio; efa lehibe izy, aoka izy no hilaza ny amin’ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy fantatray izay nahiratany izao, ary tsy fantatray koa izay nampahiratra ny masony, ka izy no anontanio fa efa lehibe izy: izy ihany no aoka hilaza ny momba ny tenany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa tsy fantatray ny fomba nahiratany ankehitriny, ary tsy fantatray koa izay olona nampahiratra ny masony. Izy anontaniana fa efa lehibe, ka dia izy ihany no hilaza ny amin’ny tenany.
Malagasy Bible 1865
fa tsy fantatray izay nahiratany izao; ary tsy fantatray izay nampahiratra ny masony; izy ihany no anontanio; efa lehibe izy, aoka izy no hilaza ny amin'ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tsy fantatray izay fomba nahiratany toy izao; ary tsy fantatray izay olona nampahiratra ny masony; izy ihany no anontanio; efa lehibe izy, aoka izy no hilaza ny amin’ny tenany.
malagasy
fa tsy fantatray izay nahiratany izao; ary tsy fantatray izay nampahiratra ny masony; izy ihany no anontanio; efa lehibe izy, aoka izy no hilaza ny amin'ny tenany.