John 9:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nilazan’ny ray aman-dreniny hoe: Efa lehibe izy, koa izy no anontanio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka izany no nanaovan’ny ray aman-dreniny hoe: «Izy no anontanio fa efa lehibe izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka izany no nitenenan’ny ray aman-dreniny hoe: «Efa lehibe izy, ka izy anontaniana!»
Malagasy Bible 1865
Izany no nilazan'ny ray aman-dreniny hoe: Efa lehibe izy, koa izy no anontanio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nilazan’ny ray aman-dreniny hoe: Efa lehibe izy, koa izy no anontanio.
malagasy
Izany no nilazan'ny ray aman-dreniny hoe: Efa lehibe izy, koa izy no anontanio.