John 9:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso ilay jamba teo aloha indray izy ireo ka niteny taminy hoe: Omeo voninahitra Andriamanitra; izahay dia mahalala fa mpanota izany lehilahy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nantsoin’ireo indray ilay lehilahy jamba taloha, ka nilazany hoe: «Andriamanitra no omeo voninahitra; fa raha iny Lehilahy iny, dia fantatray fa mpanota.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nantsoin’ireo Farisianina indray ilay jamba taloha, ka nilazany hoe: –Lazao ny marina eo anatrehan’Andriamanitra! Izahay aloha dia tsy mahalala fa mpanota iny Lehilahy iny.
Malagasy Bible 1865
Dia niantso ilay jamba teo aloha indray izy ka nanao taminy hoe: Omeo voninahitra Andriamanitra; izahay mahalala fa mpanota izany Lehilahy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso ilay jamba teo aloha indray izy ireo ka niteny taminy hoe: Omeo voninahitra Andriamanitra; izahay dia mahalala fa mpanota izany lehilahy izany.
malagasy
Dia niantso ilay jamba teo aloha indray izy ka nanao taminy hoe: Omeo voninahitra Andriamanitra; izahay mahalala fa mpanota izany Lehilahy izany.