John 9:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy izy hoe: Tsy fantatro na mpanota Izy na tsia; zavatra iray loha ihany no fantatro: Jamba aho teo aloha fa mahiratra aho izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny navaliny azy: «Tsy fantatro na mpanota Izy na tsia, fa izao ihany no fantatro: jamba aho taloha ary mahiratra aho ankehitriny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny navaliny azy: –Tsy fantatro na mpanota Izy na tsia; zavatra iray ihany no fantatro: jamba aho taloha fa mahiratra ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
Fa izy namaly hoe. Tsy fantatro na mpanota Izy, na tsia; zavatra iray loha ihany no fantatro: jamba aho teo aloha, fa mahiratra aho izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy izy hoe: Tsy fantatro na mpanota Izy na tsia; zavatra iray loha ihany no fantatro: Jamba aho teo aloha fa mahiratra aho izao.
malagasy
Fa izy namaly hoe. Tsy fantatro na mpanota Izy, na tsia; zavatra iray loha ihany no fantatro: jamba aho teo aloha, fa mahiratra aho izao.