John 9:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy taminy: Inona no nataony taminao? Nanao ahoana hoe no nampahiratany ny masonao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy ireo taminy: «Inona no nataony taminao? Nanao ahoana sy ahoana avy no nampahiratany ny masonao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ireo taminy: –Inona no nataony taminao? Fomba ahoana no nampahiratany ny masonao?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy taminy: Inona no nataony taminao? Nanao ahoana ange no nampahiratany ny masonao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy taminy: Inona no nataony taminao? Nanao ahoana hoe no nampahiratany ny masonao?
malagasy
Dia hoy izy taminy: Inona no nataony taminao? Nanao ahoana ange no nampahiratany ny masonao?