John 9:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy hoe: Efa voalazako taminareo ihany fa tsy nihaino ianareo; nahoana indray no te hihaino ianareo izao? Moa te ho mpianany koa va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny navaliny azy ireo: «Efa voalazako taminareo, fa tsy nohenoinareo akory; ka ahoana indray no itiavanareo handre? Te ho tonga mpianany koa va ianareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novaliany hoe: –Efa voalazako taminareo, fa tsy nohenoinareo! Ka ahoana no itiavanareo mihaino izany indray? Te ho tonga mpianany koa ve ianareo?
Malagasy Bible 1865
Dia namaly azy hoe izy: Efa voalazako taminareo rahateo, fa tsy nihaino ianareo; nahoana no te-hihaino indray ianareo? Moa te-ho mpianany koa va ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy hoe: Efa voalazako taminareo ihany fa tsy nihaino ianareo; nahoana indray no te hihaino ianareo izao? Moa te ho mpianany koa va ianareo?
malagasy
Dia namaly azy hoe izy: Efa voalazako taminareo rahateo, fa tsy nihaino ianareo; nahoana no te-hihaino indray ianareo? Moa te-ho mpianany koa va ianareo?