John 9:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanevateva azy izy ireo hoe: Ialahy no mpianany; fa izahay dia mpianatr’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia notevatevain’ireo izy sy nataony hoe: «Ialahy no mpianany, fa raha izahay kosa dia mpianatr’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notevatevain’ireo Farisianina ralehilahy sady nataony hoe: –Ianao no mpianany fa izahay mpianatr’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Dia nanevateva azy izy ka nanao hoe: Ialahy no mpianany; fa izahay mpianatr'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanevateva azy izy ireo hoe: Ialahy no mpianany; fa izahay dia mpianatr’i Mosesy.
malagasy
Dia nanevateva azy izy ka nanao hoe: Ialahy no mpianany; fa izahay mpianatr'i Mosesy.