John 9:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izahay dia mahalala fa i Mosesy no nitenenan’Andriamanitra; fa ny amin’izany lehilahy izany dia tsy fantatray izay niaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Môizy fantatray fa nitenenan’Andriamanitra, fa iny kosa tsy fantatray akory izay niaviany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatray fa i Mosesy dia nitenenan’Andriamanitra; ilay iny kosa tsy fantatray izay ipoirany.
Malagasy Bible 1865
Izahay mahalala fa Mosesy no nitenenan'Andriamanitra; fa ny amin'izany Lehilahy izany, dia tsy fantatray izay nihaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izahay dia mahalala fa i Mosesy no nitenenan’Andriamanitra; fa ny amin’izany lehilahy izany dia tsy fantatray izay niaviany.
malagasy
Izahay mahalala fa Mosesy no nitenenan'Andriamanitra; fa ny amin'izany Lehilahy izany, dia tsy fantatray izay nihaviany.