John 9:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novalìn’i Jesosy hoe: Tsy io lehilahy io no nanota na ny ray aman-dreniny, fa ny hanehoana ny asan’Andriamanitra eo aminy no anton’izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jesoa namaly hoe: «Tsy izy no nanota, na ny rainy aman-dreniny, fa mba hisehoan’ny asan’Andriamanitra eo aminy no antony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Tsy izy no nanota na ny ray aman-dreniny, fa mba hanehoana ny asan’Andriamanitra eo aminy.
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly hoe: Tsy io lehilahy io no nanota, na ny ray aman-dreniny, fa ny hanehoana ny asan'Andriamanitra eo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novalìn’i Jesosy hoe: Tsy io lehilahy io no nanota na ny ray aman-dreniny, fa ny hanehoana ny asan’Andriamanitra eo aminy no anton’izao.
malagasy
Jesosy namaly hoe: Tsy io lehilahy io no nanota, na ny ray aman-dreniny, fa ny hanehoana ny asan'Andriamanitra eo aminy.