John 9:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namaly azy Ralehilahy hoe: Mba mahagaga tokoa lahy izany! Fa tsy fantatrareo izay niaviany, nefa nampahiratra ny masoko Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly ralehilahy ka nanao hoe: «Ity indray no mahagaga, fa tsy fantatrareo izay niaviany, nefa Izy no nampahiratra ny masoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny ralehilahy ka nanao taminy hoe: –Izany tokoa no mahagaga: tsy fantatrareo izay ipoirany, nefa nampahiratra ny masoko Izy!
Malagasy Bible 1865
Ralehilahy namaly azy hoe: Mba mahagaga tokoa lahy izany! fa tsy fantatrareo ny nihaviany, nefa nampahiratra ny masoko Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namaly azy Ralehilahy hoe: Mba mahagaga tokoa lahy izany! Fa tsy fantatrareo izay niaviany, nefa nampahiratra ny masoko Izy.
malagasy
Ralehilahy namaly azy hoe: Mba mahagaga tokoa lahy izany! fa tsy fantatrareo ny nihaviany, nefa nampahiratra ny masoko Izy.