John 9:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatrizay hatrizay dia tsy mbola re fa nisy nampahiratra ny mason’izay teraka jamba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na oviana na oviana tsy mbola nisy olona re fa nampahiratra ny teraka jamba;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatrizay hatrizay dia tsy mbola nandrenesana fa hoe nisy nampahiratra mason’olona teraka jamba.
Malagasy Bible 1865
Hatrizay hatrizay dia tsy mbola re fa nisy nampahiratra ny mason'izay teraka jamba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatrizay hatrizay dia tsy mbola re fa nisy nampahiratra ny mason’izay teraka jamba.
malagasy
Hatrizay hatrizay dia tsy mbola re fa nisy nampahiratra ny mason'izay teraka jamba.