John 9:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy avy amin’Andriamanitra izany lehilahy izany dia tsy nahefa na inona na inona Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka raha tsy avy amin’Andriamanitra izany Lehilahy izany, dia tsy hahefa na inona na inona akory.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha toa tsy avy amin’Andriamanitra izany Lehilahy izany, dia tsy hahefa na inona na inona.
Malagasy Bible 1865
Raha tsy avy amin'Andriamanitra izany Lehilahy izany, dia tsy mahefa na inona na inona Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy avy amin’Andriamanitra izany lehilahy izany dia tsy nahefa na inona na inona Izy.
malagasy
Raha tsy avy amin'Andriamanitra izany Lehilahy izany, dia tsy mahefa na inona na inona Izy.