John 9:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny navalin’izy ireo azy hoe: Tena teraka tamin’ny ota tokoa Ialahy, koa Ialahy indray va no hampianatra anay? Dia noroahiny ho any ivelany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly ry zareo, ka nanao taminy hoe: «Izay ialahy tena teraka tanatin’ny ota indray ve no mampianatra anay!» Sady noroahiny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namaly kosa ry zareo ka nanao taminy hoe: –Tena teraka tanatin’ny ota ianao, ka ianao indray ve no mampianatra anay? Dia noroahin’ny Farisianina hiala amin’ny sinagôga ilay jamba taloha.
Malagasy Bible 1865
Ary namaly ireo ka nanao taminy hoe: Tena teraka tamin'ny ota ialahy, ka ialahy indray va mampianatra anay? Dia noroahiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny navalin’izy ireo azy hoe: Tena teraka tamin’ny ota tokoa Ialahy, koa Ialahy indray va no hampianatra anay? Dia noroahiny ho any ivelany izy.
malagasy
Ary namaly ireo ka nanao taminy hoe: Tena teraka tamin'ny ota ialahy, ka ialahy indray va mampianatra anay? Dia noroahiny izy.