John 9:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ren’i Jesosy fa efa noroahiny ho any ivelany Ralehilahy; koa rehefa nahita azy Izy dia niteny hoe: Mino ny Zanak’Andriamanitra va ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ren’i Jesoa fa hoe noroahin-dry zareo izy, ka nony hitany dia nilazany hoe: «Mino ny Zanak’Andriamanitra va ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’i Jesoa fa voaroaka hiala amin’ny sinagôga ilay jamba taloha, ka nony hitany dia nilazany hoe: –Mino ny Zanak’olona ve ianao?
Malagasy Bible 1865
Jesosy nandre fa efa noroahiny ralehilahy; ary rehefa nahita azy Izy, dia nanao hoe: Mino ny Zanak-Andriamanitra va ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ren’i Jesosy fa efa noroahiny ho any ivelany Ralehilahy; koa rehefa nahita azy Izy dia niteny hoe: Mino ny Zanak’Andriamanitra va ianao?
malagasy
Jesosy nandre fa efa noroahiny ralehilahy; ary rehefa nahita azy Izy, dia nanao hoe: Mino ny Zanak-Andriamanitra va ianao?