John 9:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Efa nahita Azy ianao sady izay miresaka aminao izao no Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Efa hitanao Izy, ary Izay miteny aminao no Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Efa nahita Azy ianao, ary Ilay miresaka aminao izao no Izy!
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Efa nahita Azy ianao, sady Izay miresaka aminao izao no Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Efa nahita Azy ianao sady izay miresaka aminao izao no Izy.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Efa nahita Azy ianao, sady Izay miresaka aminao izao no Izy.