John 9:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Tompoko, mino aho. Sady niankohoka teo anatrehany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy: «Mino aho, Tompoko,» sady niankohoka nitsaoka Azy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ralehilahy hoe: –Mino aho, Tompoko! Sady niankohoka teo anatrehany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Tompoko, mino aho. Dia niankohoka teo anatrehany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Tompoko, mino aho. Sady niankohoka teo anatrehany izy.
malagasy
Ary hoy izy: Tompoko, mino aho. Dia niankohoka teo anatrehany izy.