John 9:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy: Ho fitsarana no nahatongavako eto amin’izao tontolo izao, mba hahiratra ny tsy mahiratra ary mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa: «Fanavahana no nahatongavako amin’izao tontolo izao, mba hahiratra izay tsy mahiratra ary ho tonga jamba izay mahiratra.» Izay mahiratra. Ny mpiavonavona mihambo ho hendry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa: –Ho fitsarana no nahatongavako eto amin’ izao tontolo izao, mba hahiratra izay tsy mahiratra ary ho tonga jamba izay mahiratra!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy: Ho fitsarana no nahatongavako amin'izao tontolo izao, mba hahiratra ny tsy mahiratra, ary mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy: Ho fitsarana no nahatongavako eto amin’izao tontolo izao, mba hahiratra ny tsy mahiratra ary mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra.
malagasy
Ary hoy Jesosy: Ho fitsarana no nahatongavako amin'izao tontolo izao, mba hahiratra ny tsy mahiratra, ary mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra.