John 9:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isika tsy maintsy manao ny asan’izay naniraka Ahy, raha mbola antoandro; avy ny alina ka tsy mahazo miasa ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy maintsy manao ny asan’Izay naniraka Ahy Aho raha mbola antoandro; fa ho avy ny alina izay tsy azon’olona na iza na iza iasana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isika tsy maintsy manao ny asan’Ilay naniraka Ahy, raha mbola antoandro; fa ho avy ny alina izay tsy ahafahan’iza na iza miasa!
Malagasy Bible 1865
Isika tsy maintsy manao ny asan'izay naniraka Ahy, raha mbola antoandro; avy ny alina, ka tsy mahazo miasa ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isika tsy maintsy manao ny asan’izay naniraka Ahy, raha mbola antoandro; avy ny alina ka tsy mahazo miasa ny olona.
malagasy
Isika tsy maintsy manao ny asan'izay naniraka Ahy, raha mbola antoandro; avy ny alina, ka tsy mahazo miasa ny olona.