John 9:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Fariseo sasany izay teo Aminy, nony nandre izany, dia niteny taminy hoe: Izahay koa va mba jamba?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ren’ny Farisianina sasany teo izany, ka hoy izy ireo taminy: «Ary izahay ve mba jamba koa?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandre izany ny Farisianina sasany teo ka nanao taminy hoe: –Izahay koa ve jamba?
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fariseo sasany izay teo aminy, nony nandre izany, dia nanao taminy hoe: Izahay koa va mba jamba?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Fariseo* sasany izay teo Aminy, nony nandre izany, dia niteny taminy hoe: Izahay koa va mba jamba?
malagasy
Ary ny Fariseo sasany izay teo aminy, nony nandre izany, dia nanao taminy hoe: Izahay koa va mba jamba?Hoy Jesosy taminy: Raha jamba ianareo, dia tsy ho nanan-keloka; nefa hoy ianareo ankehitriny: Mahiratra izahay; dia tsy afaka ny helokareo.