John 9:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Raha jamba ianareo dia tsy ho nanan-keloka; fa noho ianareo ankehitriny miteny hoe: Mahiratra izahay dia tsy afaka ny helokareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Raha jamba ianareo, dia tsy ho nanan-keloka; fa noho ianareo ankehitriny manao hoe: Mahiratra izahay, dia tsy afaka ny helokareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Raha jamba ianareo, dia tsy ho nanan-keloka; fa noho ianareo ankehitriny manao hoe: «Mahiratra izahay», dia tsy afaka ny helokareo.
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Raha jamba ianareo, dia tsy ho nanan-keloka; nefa hoy ianareo ankehitriny: Mahiratra izahay; dia tsy afaka ny helokareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Raha jamba ianareo dia tsy ho nanan-keloka; fa noho ianareo ankehitriny miteny hoe: Mahiratra izahay dia tsy afaka ny helokareo.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Raha jamba ianareo, dia tsy ho nanan-keloka; nefa hoy ianareo ankehitriny: Mahiratra izahay; dia tsy afaka ny helokareo.