John 9:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha amin’izao tontolo izao Aho dia fahazavan’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola amin’izao tontolo izao Aho, dia fahazavan’izao tontolo izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola eo amin’ izao tontolo izao Aho, dia fahazavana ho an’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Raha amin'izao tontolo izao Aho, dia fahazavan'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha amin’izao tontolo izao Aho dia fahazavan’izao tontolo izao.
malagasy
Raha amin'izao tontolo izao Aho, dia fahazavan'izao tontolo izao.