John 9:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa avy nilaza izany Izy dia nandrora tamin’ny tany ka nanao feta tamin’ny rora, dia nahosony ny mason’ilay jamba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy nilaza izany Izy, dia nandrora tamin’ny tany ka nanao feta tamin’ny rorany, nahosony ny mason’ilay jamba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy nilaza izany Izy, dia nandrora tamin’ny tany sy nanao feta tamin’ny rorany, ka nanosotra feta ny mason’ilay jamba
Malagasy Bible 1865
Rehefa nilaza izany Izy, dia nandrora tamin'ny tany ka nanao feta tamin'ny rora, dia nahosony ny mason'ilay jamba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa avy nilaza izany Izy dia nandrora tamin’ny tany ka nanao feta tamin’ny rora, dia nahosony ny mason’ilay jamba.
malagasy
Rehefa nilaza izany Izy, dia nandrora tamin'ny tany ka nanao feta tamin'ny rora, dia nahosony ny mason'ilay jamba.