Jonah 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ireo taminy: Hataonay ahoana ary ianao mba hahatony ny ranomasina aminay? Fa mbola nihananonja ihany ny ranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Hataonay ahoana ianao, hoy ireo taminy, dia hitony amintsika ny ranomasina?» Fa mbola nihananonja, nihananonja mafimafy kokoa ny ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataonay ahoana àry ianao mba hampitony ny ranomasina aminay? Vao mainka nihanahery hatrany ny ranomasina.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ireo taminy: Hataonay ahoana ary ianao mba hahatony ny ranomasina aminay? Fa mbola nihananonja ihany ny ranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ireo taminy: Hataonay ahoana ary ianao mba hahatony ny ranomasina aminay? Fa mbola nihananonja ihany ny ranomasina.
malagasy