Jonah 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nobatain’izy ireo i Jona ka natsipiny tany anatin’ny ranomasina; dia nitsahatra ny fisafoaky ny ranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noraisiny i Jônasy, natsipiny tany amin’ny ranomasina, ka nitony ny fisafoakan’ny ranomasina. Ary raiki-tahotra mafy an’i Iaveh ny olona, ka nanatitra sorona ho an’i Iaveh, sy raki-boady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nobatain’ireo i Jônà ka natsipiny tany anaty ranomasina, ary nijanona ny fisafoaky ny tafio-drivotra.
Malagasy Bible 1865
Dia nobetain'izy ireo Jona ka natsipiny tany anatin'ny ranomasina; ary dia nitsahatra ny fisafoaky ny ranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nobatain’izy ireo i Jona ka natsipiny tany anatin’ny ranomasina; dia nitsahatra ny fisafoaky ny ranomasina.
malagasy
Dia nobetain'izy ireo Jona ka natsipiny tany anatin'ny ranomasina; ary dia nitsahatra ny fisafoaky ny ranomasina.Dia natahotra an'i Jehovah indrindra ireo olona ireo ka namono zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah sady nivoady.