Jonah 1:16 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary natahotra indrindra NY TOMPO ireo olona ireo ka namono zavatra hatao fanatitra ho an’NY TOMPO sady nanao voady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natahotra ny TOMPO noho izany ireo matilò ka nanolotra sorona sady nivoady taminy.
Malagasy Bible 1865
Dia natahotra an'i Jehovah indrindra ireo olona ireo ka namono zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah sady nivoady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary natahotra indrindra NY TOMPO ireo olona ireo ka namono zavatra hatao fanatitra ho an’NY TOMPO sady nanao voady.
malagasy