Jonah 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna ka mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe, ary ambarao mafy ny amin’ny hamelezana azy, fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitsangana ianao, ka mankanesa any Niniva, tanàna lehibe, hitory ny hamelezana azy, fa tafakatra hatraty Amiko ny haratsian’izy ireo».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mitsangàna ka mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe. Torio ny amin’ny hamelezana azy, satria tafakatra eto anatrehako ny faharatsian’ny mponiny.
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna, mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe, ary miantsoa ny amin'ny hamelezana azy, fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna ka mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe, ary ambarao mafy ny amin’ny hamelezana azy, fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany.
malagasy
Mitsangàna, mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe, ary miantsoa ny amin'ny hamelezana azy, fa tafakatra eto anatrehako ny faharatsiany.