Jonah 1:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO nahatonga rivotra mahery teny ambonin’ny ranomasina, dia nanonja mafy ny ranomasina ka efa nila ho vaky ny sambo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh kosa nampifofofofo ny rivo-mahery teny amin’ny ranomasina, ka nisy tafio-drivotra teny amin’ny ranomasina; ny sambo efa nila ho vaky.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nampifofofofo rivo-mahery teny amin’ny ranomasina ny TOMPO; dia nanonja mafy ny ranomasina ka nila ho vakin’ny tafiotra ny sambo.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah nahatonga rivotra mahery teny ambonin'ny ranomasina, dia nanonja mafy ny ranomasina, ka dia efa nila ho vaky ny sambo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO nahatonga rivotra mahery teny ambonin’ny ranomasina, dia nanonja mafy ny ranomasina ka efa nila ho vaky ny sambo.
malagasy
Fa Jehovah nahatonga rivotra mahery teny ambonin'ny ranomasina, dia nanonja mafy ny ranomasina, ka dia efa nila ho vaky ny sambo.