Jonah 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifampiresaka izy ireo hoe: Andeha isika hanao antsapaka mba hizahantsika izay mahatonga izao loza izao amintsika. Dia nanao antsapaka ry zareo ka i Jona no voatondro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nifampilaza izy ireo nanao hoe: «Avia, hanao filokàna isika, mba hahafantarantsika izay mahatonga izao loza izao amintsika». Dia nanao filokana izy dia i Jônasy no voan’ny filokana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–’Ndeha isika hanao antsapaka hahitana izay tompon’andraikitra mahatonga izao loza izao amintsika. Natao ny antsapaka ka nianjera tamin’i Jônà.
Malagasy Bible 1865
Ary dia samy nanao tamin'ny namany hoe izy: Avia isika hanao filokana mba hizahantsika izay mahatonga izao loza izao amintsika. Dia nanao filokana izy, ka Jona no azo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifampiresaka izy ireo hoe: Andeha isika hanao antsapaka mba hizahantsika izay mahatonga izao loza izao amintsika. Dia nanao antsapaka ry zareo ka i Jona no voatondro.
malagasy
Ary dia samy nanao tamin'ny namany hoe izy: Avia isika hanao filokana mba hizahantsika izay mahatonga izao loza izao amintsika. Dia nanao filokana izy, ka Jona no azo.