Jonah 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny navaliny azy ireo: Hebreo aho; ary NY TOMPO, Andriamanitry ny lanitra, no ivavahako; dia izay nanao ny ranomasina sy ny tany maina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no navaliny azy ireo: «Hebrio aho, ary i Iaveh, Andriamanitry ny lanitra, izay nanao ny tany aman-dranomasina, no ivavahako».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny navalin’i Jônà ireo: –Hebreo aho, ary ny TOMPO Andriamanitry ny lanitra Izay nanao ny ranomasina sy ny tany no ivavahako.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamin'ireo: Hebreo aho; ary Jehovah, Andriamanitry ny lanitra, no ivavahako, dia Izay nanao ny ranomasina sy ny tany maina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny navaliny azy ireo: Hebreo aho; ary NY TOMPO, Andriamanitry ny lanitra, no ivavahako; dia izay nanao ny ranomasina sy ny tany maina.
malagasy
Dia hoy izy tamin'ireo: Hebreo aho; ary Jehovah, Andriamanitry ny lanitra, no ivavahako, dia Izay nanao ny ranomasina sy ny tany maina.