Jonah 2:11 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nandidy ilay hazandrano ka naloany ho eny amin’ny tany maina i Jona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandidy ilay hazandrano i Iaveh, ka naloan’ny hazandrano teny amin’ny tany i Jônasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary notenenin’ny TOMPO ilay trondro mba hamoaka an’i Jônà, dia naloany ho eny amin’ny tany maina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nandidy ilay hazandrano ka naloany ho eny amin’ny tany maina i Jona.
malagasy
Ary Jehovah nandidy ilay hazandrano, ka dia naloany ho eny amin'ny tany maina Jona.