Jonah 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy: Niantso NY TOMPO tamin’ny fahoriako aho dia namaly ahy Izy; avy tao anatin’ny fitoeran’ny maty no nitarainako dia nihaino ny feoko Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao hoe: «Niantso an’i Iaveh tao anatin’ny fahoriako aho, ary namaly ahy Izy; nitaraina aho tao an-kibon’ny Seoly, ka nihaino ny feoko Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao hoe: Tao an-katerena aho, TOMPO ô, no velon-taraina taminao, ka namaly ahy Ianao; tao anatin’ny toeran’ny maty no niantsoako vonjy taminao, ka nihaino ahy Ianao.
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Niantso an'i Jehovah tamin'ny fahoriako aho, Ka dia namaly ahy Izy; Tao anatin'ny fiainan-tsi-hita no nitarainako, Dia nihaino ny feoko Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy: Niantso NY TOMPO tamin’ny fahoriako aho dia namaly ahy Izy; avy tao anatin’ny fitoeran’ny maty* no nitarainako dia nihaino ny feoko Ianao.
malagasy
ka nanao hoe: Niantso an'i Jehovah tamin'ny fahoriako aho, Ka dia namaly ahy Izy; Tao anatin'ny fiainan-tsi-hita no nitarainako, Dia nihaino ny feoko Hianao.[Heb. Shoela]