Jonah 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa natsipinao tao amin’ny lalina aho, dia tao amin’ny ranomasina, ka voasafotry ny riaka aho; nanarona ahy ny alondranonao sy ny onjanao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natsipinao tany amin’ny hantsana aho, dia tany anatin’ny ranomasina, ka ny riaka nanodidina ahy; ny alon-dranonao aman’onjanao rehetra nandeha teo amboniko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natsipinao tao amin’ny lalina aho, dia tao an-kibon’ny ranomasina. Nanafotra ahy ny riaka; natosakao tamiko avokoa ny alon-dranonao aman’onjanao.
Malagasy Bible 1865
Fa efa natsipinao tao amin'ny lalina aho, Dia tao amin'ny ranomasina, Ka voasafotry ny riaka aho; Nanarona ahy ny alon-dranonao sy ny onjanao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa natsipinao tao amin’ny lalina aho, dia tao amin’ny ranomasina, ka voasafotry ny riaka aho; nanarona ahy ny alondranonao sy ny onjanao rehetra.
malagasy
Fa efa natsipinao tao amin'ny lalina aho, Dia tao amin'ny ranomasina, Ka voasafotry ny riaka aho; Nanarona ahy ny alon-dranonao sy ny onjanao rehetra.