Jonah 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Voaroaka tsy ho eo anatrehanao aho! Nefa mbola nanatrika ny tempolinao masina ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy aho hoe: Voaroaka tsy ho eo imasonao aho; nefa mbola hibanjina ny Tempolinao masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy aho anakampo hoe: «Indro aho voaroaka tsy ho eo imasonao, Tompo ô, kanefa mbola manatrika ny tempolinao masina ihany.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho: Voaroaka tsy ho eo anatrehanao aho, Nefa mbola nanatrika ny tempolinao masina ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Voaroaka tsy ho eo anatrehanao aho! Nefa mbola nanatrika ny tempolinao masina ihany.
malagasy
Dia hoy izaho: Voaroaka tsy ho eo anatrehanao aho, Nefa mbola nanatrika ny tempolinao masina ihany.