Jonah 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha reraka ny fanahiko tato anatiko dia nahatsiaro NY TOMPO aho. Tonga tao Aminao ny vavaka ataoko, dia tao amin’ny tempolinao masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha reraka tao anatiko ny fanahiko, dia nahatsiaro an’i Iaveh aho; ka tonga hatrany aminao ny fivavahako, hatrany an-tempolinao masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha iny efa ho faty iny aho, dia nahatsiaro Anao, TOMPO ô, ary ny vavaka nataoko taminao dia tonga tao an-tempolinao masina.
Malagasy Bible 1865
Raha reraka tato anatiko ny fanahiko, Dia nahatsiaro an'i Jehovah aho; Ka tonga tao aminao ny fivavako, Dia tao amin'ny tempolinao masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha reraka ny fanahiko tato anatiko dia nahatsiaro NY TOMPO aho. Tonga tao Aminao ny vavaka ataoko, dia tao amin’ny tempolinao masina.
malagasy
Raha reraka tato anatiko ny fanahiko, Dia nahatsiaro an'i Jehovah aho; Ka tonga tao aminao ny fivavako, Dia tao amin'ny tempolinao masina.