Jonah 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mivavaka amin’ny sampy dia mahafoy Izay Mpamindra fo aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay miraiki-po amin’ny zava-poana tsinontsinona dia mandao ilay fototry ny famonjena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay mivavaka amin’ny andriamani-tsiizy dia aoka hiala amin’ireny sampy ifikirany ireny.
Malagasy Bible 1865
Izay mivavaka amin'ny sampy Dia mahafoy Izay Mpamindra fo aminy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mivavaka amin’ny sampy dia mahafoy Izay Mpamindra fo aminy;
malagasy
Izay mivavaka amin'ny sampy Dia mahafoy Izay Mpamindra fo aminy [Heb. zava-poana mandainga][Heb. ny famindram-pony]