Jonah 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga fanindroany tamin’i Jona ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga fanindroany tamin’i Jônasy ny tenin’i Iaveh, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy baikon’ny TOMPO fanindroany tamin’i Jônà nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tonga fanindroany tamin'i Jona ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga fanindroany tamin’i Jona ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
[Ny nitorian'i Jona teny tao Ninive] Ary tonga fanindroany tamin'i Jona ny tenin'i Jehovah nanao hoe: