Jonah 4:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy sitrak’i Jona velively izany ka nirehitra ny fahatezerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampalahelo mafy an’i Jônasy izany ka tezitra terỳ izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nahafaly an’i Jônà mihitsy izany ka dia nirehitra ny fahatezerany.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy sitrak'i Jona indrindra izany, ka nirehitra ny fahatezerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy sitrak’i Jona velively izany ka nirehitra ny fahatezerany.
malagasy
[Ny nimonomononan'i Jona, sy ny nananaran'Andriamanitra azy] Fa tsy sitrak'i Jona indrindra izany, ka nirehitra ny fahatezerany.