Jonah 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivoaka niala ny tanàna i Jona ka nipetraka teo atsinanan’ny tanàna; ary nanao trano rantsan-kazo ho azy teo izy ka nipetraka teo ambanin’ny alokalony ambara-pahitany izay hiafaran’ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka ny tanàna i Jônasy, ka nipetraka teo atsinanan-tanàna, nanao trano rantsan-kazo ho azy, sy nipetraka nialokaloka teo ambonin’io mandra-pahitany izay hanjò ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivoaka ny tanàna i Jônà ka nijanona teo atsinanan-tanàna. Dia nanamboatra trano bongo ho azy teo izy ka nipetraka teo ambanin’ny alokalony niandry izay hitranga ao an-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka ny tanàna Jona ka nipetraka teo atsinanan-tanàna; ary nanao trano rantsan-kazo ho azy teo izy ka nipetraka teo ambanin'ny alokalony ambara-pahitany izay hiafaran'ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivoaka niala ny tanàna i Jona ka nipetraka teo atsinanan’ny tanàna; ary nanao trano rantsan-kazo ho azy teo izy ka nipetraka teo ambanin’ny alokalony ambara-pahitany izay hiafaran’ny tanàna.
malagasy
Dia nivoaka ny tanàna Jona ka nipetraka teo atsinanan-tanàna; ary nanao trano rantsan-kazo ho azy teo izy ka nipetraka teo ambanin'ny alokalony ambara-pahitany izay hiafaran'ny tanàna.[Na: ary Jona efa nivoaka ny tanàna]