Jonah 4:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niposaka ny masoandro dia nanomana rivotra mahamay avy any atsinanana Andriamanitra, ary namely ny lohan’i Jona ny masoandro, dia nangataka ny ho faty izy, sady niteny hoe: Aleoko maty toy izay ho velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niposaka indray ny masoandro, nandefa rivotra mahamay avy any atsinanana i Iaveh sady nasiany masoandro ny lohan’i Jônasy, ka efa ana mihitsy izy. Nangataka ny ho faty izy ka nanao hoe: «Aleoko maty toy izay ho velona».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa rehefa niposaka ny masoandro, dia nandefa rivotra mahamay avy any atsinanana Andriamanitra. Namely ny lohan’i Jônà ny masoandro ka nila hanafotra azy. Dia naniry ny ho faty izy ka nivavaka hoe: «Aleoko maty toy izay velona.»
Malagasy Bible 1865
Ary nony niposaka ny masoandro, Andriamanitra dia nanomana rivotra mahamay avy any atsinanana, ary dia namely ny lohan'i Jona ny masoandro, dia ana izy ka nangataka ny ho faty, nanao hoe: Aleoko ho faty toy izay ho velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niposaka ny masoandro dia nanomana rivotra mahamay avy any atsinanana Andriamanitra, ary namely ny lohan’i Jona ny masoandro, dia nangataka ny ho faty izy, sady niteny hoe: Aleoko maty toy izay ho velona.
malagasy