Joshua 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandidy ny mpifehy ny vahoaka i Josoa hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanome izao didy izao tamin’ny manamboninahitry ny vahoaka i Jôsoe: «Mandehana mitety ny toby ianareo, ka mandidia ny olona hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandidy ireo mpifehy vahoaka i Josoa ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Josoa nandidy ny mpifehy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandidy ny mpifehy ny vahoaka i Josoa hoe:
malagasy
Ary Josoa nandidy ny mpifehy ka nanao hoe: