Joshua 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase dia nilazan’i Josoa hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no teny nataon’i Jôsoe, tamin’ny Robenita sy ny Gadita, ary ny antsasaky ny fokon’i Manase:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia ny lehilahy ao amin’ny fokon’i Reobena sy fokon’i Gada ary antsasa-pokon’i Manase no nilazan’i Josoa hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen'i Manase dia nilazan'i Josoa hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase dia nilazan’i Josoa hoe:
malagasy
Ary ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen'i Manase dia nilazan'i Josoa hoe: