Joshua 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy ny teny izay nandidian’i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, anareo hoe: NY TOMPO Andriamanitrareo manome fitsaharana ho anareo, koa homeny anareo izao tany izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tsarovy ny nandidian’i Môizy, mpanompon’i Iaveh, anareo nanao hoe: Efa nomen’i Iaveh fitsaharana ianareo, sy nomeny ity tany ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Tsarovy ny teny izany nampitain’i Mosesy mpanompon’ny TOMPO anareo fony izy nanao hoe: «Omen’ny TOMPO Andriamanitrareo toeram-ponenana eto ianareo ka tolorany ity tany andafy atsinanan’i Jôrdàna ity.»
Malagasy Bible 1865
Tsarovy ny teny izay nandidian'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah, anareo hoe: Jehovah Andriamanitrareo manome fitsaharana ho anareo, ary homeny ho anareo izao tany izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy ny teny izay nandidian’i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, anareo hoe: NY TOMPO Andriamanitrareo manome fitsaharana ho anareo, koa homeny anareo izao tany izao.
malagasy
Tsarovy ny teny izay nandidian'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah, anareo hoe: Jehovah Andriamanitrareo manome fitsaharana ho anareo, ary homeny ho anareo izao tany izao.