Joshua 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly an’i Josoa ireo hoe: Izay rehetra andidianao anay dia hataonay ary izay rehetra anirahanao anay dia halehanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly an’i Jôsoe izy ireo, ka nanao hoe: «Hataonay avokoa izay rehetra nandidianao anay, ary halehanay avokoa izay rehetra hanirahanao anay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly an’i Josoa ireo ka nanao hoe: –Hataonay avokoa izay rehetra andidianao anay ary halehanay avokoa na aiza na aiza anirahanao anay.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly an'i Josoa izy ireo ka nanao hoe: Izay rehetra andidianao anay dia hataonay; ary izay rehetra anirahanao anay dia halehanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly an’i Josoa ireo hoe: Izay rehetra andidianao anay dia hataonay ary izay rehetra anirahanao anay dia halehanay.
malagasy
Dia namaly an'i Josoa izy ireo ka nanao hoe: Izay rehetra andidianao anay dia hataonay; ary izay rehetra anirahanao anay dia halehanay.