Joshua 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mandà ny didinao ka tsy mihaino ny teninao amin’izay rehetra ibaikoanao azy dia hovonoina ho faty, koa mahereza sy matanjaha ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na zovy na zovy mandà ny didinao, ka tsy manaiky amin’izay rehetra andidianao, dia hatao maty. Fa matanjaha kosa ary mahereza fo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na iza na iza mikomy aminao ka mandà tsy hankatò ny baikonao, dia hatao maty. Eny, aoka ho sahy sy hahery ianao!
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra mandà ny didinao ka tsy mihaino ny teninao amin'izay rehetra andidianao azy dia hatao maty; koa mahereza sy matanjaha ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mandà ny didinao ka tsy mihaino ny teninao amin’izay rehetra ibaikoanao azy dia hovonoina ho faty, koa mahereza sy matanjaha ianao.
malagasy
Izay rehetra mandà ny didinao ka tsy mihaino ny teninao amin'izay rehetra andidianao azy dia hatao maty; koa mahereza sy matanjaha ianao.